|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 goaibe |
| Singan-teny | 2 goay, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro
[Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 huge.
[1.2] 7 huge, colossal [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 énorme, colossal
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tena goaibe marina ilay izy.
[2.643#131]
10 Fa ny tanabe na tanalahin' ala no tsy laitra fa goaibe. [1.437] 11 Tsy vitan' izay goaibe ny vava-pataloha, fa tsy eran' aina koa ny halavany. [2.4#67] |
| Tovy hevitra | 12 goay, goavambe, goavana |
| Fivaditsoratra | 13 Begoaì, goaibe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|