|
|
|
|

Teny iditra1 goavambe
Singan-teny  2goavana, 3be
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 huge, immense and good looking. See goay [1.2]
6 huge, enormous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 énorme [1.8]
Ohatra  8 Teo ankavia sy ankavanako, nisy Mainty hoditra roa lahy goavambe. [2.471#57]
9 biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny. [2.113#7]
Tovy hevitra  10goay, goaibe, goavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12