|
|
|
|

Teny iditra1 goay
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [Tanala] [1.78]
4 Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 huge. [1.2]
6 huge, colossal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 immense. [Tankarana] [1.19]
8 énorme, colossal [1.8]
Ohatra  9 Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  11goaibe, goavambe, goavana
Kamban-teny rehetra  12goaibe

Fivaditsoratra  13 Gaio, 14 goay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08