|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 gora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 may, kila, soga, lamba fotsy lambam-pandriana
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Valonan-damba iray tsy mivaky: Goran-damba [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 bundles or bales of cotton goods. [Swa. gora.]
[1.2] 6 a bolt of cloth [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 nom d'une étoffe, toile écrue
[Tankarana]
[1.19] 8 pièce d'étoffe. [Merina] [1.19] 9 une coupe de tissu [1.8] |
| Voambolana | 10 Toe-karena: zaitra |
| Tovy hevitra | 11 gora |
| Kamban-teny rehetra | 12 goran-damba |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 gora |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 (équivalent de bora : gros et flasque, bedonnant : allusion au tronc souvent renflé) Ravenea rivularis Jum. & H. Perrier (Arecaceae). Le bourgeon terminal n'est pas comestible. Voir aussi gory.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|