|
|
|
|

Entry1  habe
Root  2  be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana [1.1]
Explanations in French  5  grandeur [1.13]
6  ampleur, grandeur, volume [Vezo] [1.68]
Examples  7  Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer) [1.68]
8  Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]
All compound words  9  4 combinations of this word
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 beha, 12 habe, 13 heba

Updated on 2025/10/08