|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : habe | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ilay nihaza jorery : tsy araka ny feony niampita lohasaha ny habeny. [2.558 #1415]
Ny feony niampita lohasaha fa ny tenany tsy ampy indraim-bava, hoy ilay nihaza jorery. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|