|
|
|
|

Teny iditra1  hakingana
Fototeny  2 kinga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 cleverness, quickness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 adresse [1.8, 1.13]
7 habileté [1.8]
8 rapidité, agilité [1.13]
Tovy hevitra  9 fahakinga, fahakingana, hakinga
Kamban-teny rehetra  10 fitaizana ny hakingana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17