|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haloto
Fototeny  2 loto
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe maloto
Fanazavàna teny anglisy  [1.2#xliii]
Ohatra  4  haloto izay rehetra mikasika azy [2.996#03.011.026]

Teny iditra (2/2)5  haloto
Fototeny  6 loto
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Toetran' ny zavatra na olona maloto, tsy madio [1.1#407]
Tovy hevitra  9 fahaloto

Fivaditsoratra  haloto, 10 lohota, 11 taholo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12