Entry | 1 hamavoina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 mavo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra |
Explanations in English |
9 [1.7] to be despised |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on méprise |
Examples |
11 [2.996] ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako. |
Synonyms | 12 mavoina |
Analogs | 13 vasohina, atao tsinontsinona, esoina, tebahina, fanatsizarizariana, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina |
Anagrams | 14 hamaivano, hamavoina |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |