|
|
|
|

Entry1  hambahamba
Part of speech  2  noun
Root  3  hamba
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  [1.1] fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
fiatoatoana raha miteny.
mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero
Explanations in English  10  [1.2] indecision, hesitation
Examples  11  [2.298#] Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy.
Synonyms  12  hamba

Updated on 2025/07/29