|
|
|
|

Teny iditra1  hanin-jarai-mora lany
Singan-teny  2 hanina, 3 zaraina, 4 mora, 5 lany
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza fa na dia maro toy inona aza ny sakafo, rehefa omena ny anjarany avy ny asaina, lany vetivety; matetika dia ampiarahina amin' ny hoe "entan-jarai-mora zaka" [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12