|
|
|
|

Entry (1/2)1  hararaotra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra
Explanations in English  9  [1.2] ulceration
Explanations in French  10  [1.54] panaris
Vocabulary  11  Health

Entry (2/2)12  hararaotra
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony
Explanations in English  15  [1.2] aggravation, following up, taking the opportunity of adding.

Updated on 2025/08/10