Entry | 1 haron-tabebaka |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 harona, tabebaka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy |
Explanations in English |
6 [1.2] a particular kind of shallow basket |
Examples |
7 [2.472] Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanĂ na faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word haron-tabebaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |