Entry | 1 hasin' Andriana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hasina, andriana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka |
Examples |
5 [2.508#] Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |