Entry | 1 hatsiatsiaka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hatsiaka |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] |
Explanations in French |
6 [1.3] fraîcheur débarras |
Examples |
7 [2.996] Dia notarihin'i Ptolemea ho eo ambanin'ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany. 8 [2.499] Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. |
Anagrams | 9 hatsatsiakay, hatsiatsiaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |