|
|
|
|

Teny iditra1  mangatsiatsiaka
Fototeny  2 hatsiatsiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui est frais, faire frais
5 être convalescent, être débarrassé [1.3]
Ohatra  6  Nalefadefaka sady nangatsiatsiaka ny andro [2.324]
7  Ny aty mangatsiatsiaka ny any no manaranara [2.48]
8  ny andro tsara, ny rivotra mangatsiatsiaka, ny fony falifaly, ka hehy foana mandra-pody [2.499]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02