|
|
|
|

Entry1  havana avy any dilambato
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  havana, avy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy
Explanations in French  5  [1.54] parents très éloignés
Vocabulary  6  Relationships: family

Updated on 2025/08/02