|
|
|
|

Teny iditra1  havana raha misy patsa
Singan-teny  2 havana, 3 raha, 4 misy, 5 patsa
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 havana tonga manatona raha manamanana ny tena fa mihataka kosa rehefa mahantra satria tsy misy soa ho azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12