|
|
|
|

Teny iditra1  hazandrano
Singan-teny  2 haza, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 anarana iraisan'ny biby fanjono [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 [rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food. See laokan-drano. [1.2]
7 fish; cf. trondro [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche [1.13]
Ohatra  9  Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano. [2.499#12]
10  Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe. [2.472#241]
11  Mampaninona na ny lohany na ny rambony no ahazoana ny hazandrano, rehefa azo ihany? [2.297#]
Voambolana  12  Haibiby: trondro 13  Toe-karena: hanina
Mpanahaka  14  trondro
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  16  Hazandrano mainKamban-tenya
Lahatsoratra  17 Randzavola: hazandrano ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02