|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hazofijaliana |
| Singan-teny | 2 hazo, 3 fijaliana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy /
6 Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1] |
| Ohatra |
7 teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty.
[2.59#329]
8 Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#] 9 Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138] |
| Voambolana | 10 Fivavahana |
| Mpanahaka | 11 lakroa |
| Kamban-teny rehetra | 12 lalan' ny hazofijaliana |
| Teny iditra (2/2) | 13 hazofijaliana |
| Singan-teny | 14 hazo, 15 fijaliana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines.
18 Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. 19 Voir girenadrelina. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|