|
|
|
|

Teny iditra1  hazomaty
Singan-teny  2 hazo, 3 maty
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 kitay [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 bois à brûler [1.13]
7 bois mort, bois à brûler [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  8  Niteny taminy haka akondro, haka kibo, ireny kibo madinidinika any anaty ala ireny, ary haka hazomaty, nentiny daholo ireny. [1.508#]
Mpanahaka  9  kitay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12