|
|
|
|

Entry1  hazon-damosina
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  hazo, lamosina
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry
Explanations in English  8  [1.2] the spinal bone, the spine.
Explanations in French  9  [1.3#230] l'épine dorsale
10  [1.13] colonne vertébrale
Examples  11  [2.472#] Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
Vocabulary  12  Biology
Synonyms  13  tohivany
Proverbs  14  Proverbs containing the word hazon-damosina

Updated on 2025/08/10