Entry (1/4) | 1 hery |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 32 words containing hery |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka |
Explanations in English |
10 [1.7] strength, force, power |
Explanations in French |
11 [1.3#238, 1.8] force, puissance 12 [1.3#238] vigueur, énergie, bravoure, courage, vertu des objets, efficacité, surplus, contrainte, violence |
Examples |
13 [2.4] Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. 14 [2.296] Ny hery tsy mahateo ny fanahy. 15 [2.508] Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. 16 [1.231] Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word hery |
Article |
18 Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/4) | 19 hery |
Part of speech | 20 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Fandefasana fivalanana |
Explanations in French |
25 [1.3#239] [racine] |
Vocabulary |
26 Health |
Entry (3/4) | 27 hery |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 [1.78] [Taisaka]
fiverenana |
Entry (4/4) | 30 hery |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in Malagasy |
32 [1.1] Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy |
Explanations in French |
33 [1.3] nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy 34 [1.196] (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions : Mimosa asperata L. (Fabaceae) [Sakalava] Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae) [Merina] Voir heritsilo. |
Vocabulary |
35 Botany |
Synonyms | 36 angivy, roingivy, voangivy |
Scientific name |
|
Anagrams | 38 hery, rehy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |