|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hetsihetsy
Fototeny  2 hetsy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 des centaines de mille
5 Figuré: exagération pour tromper [1.3#241]
Ohatra  6  na ho hetsihetsy aza ny volana, ny teninareo, hono tsy tapahina , na tapak' andro akory aza. [2.857#]
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9  hetsihetsy
Fototeny  10 hetsy
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  12 rusé, adroit [1.3#241]

Teny iditra (3/3)13  hetsihetsy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Jereo voanketsihetsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 (du soudanais heti : dix mille ; littéralement : « des centaines de mille », allusion à la forte productivité de la plante ; au sens figuré : propos exagérés, « galéjade »).
17 Citrullus lanatus (Thunb.) Matsum. & Nakai (Cucurbitaceae).
18 Sorte de pastèque à fruit très juteux, particulièrement apprécié dans les régions chaudes.
19 Voir aussi voanketsihetsy, nom donné aussi bien au fruit qu'à la plante entière. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17