|
|
|
|

Teny iditra1  voanketsihetsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-javamaniry mifanahaka amin' ny voatango [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 pastèque, melon d'eau [1.13]
5 (de voa : fruit ; et hetsihetsy : par centaine de milles ; allusion à la faculté avec laquelle ces plantes se reproduisent). Nom des pastèques : Citrullus vulgaris Schrad. et Citrullus lanatus (Thunb.) Matsum. & Nakai (Cucurbitaceae). Fruit comestible bien connu. Plantes largement naturalisées surtout sur la côte Ouest. [Merina, Sakalava] [1.196]
Ohatra  6  Talohan' ny niaingan' ny sambo dia nifaninana nividy ilay voankazo mitovitovy amin' ny voanketsihetsy atao hoe pastèque izahay rehetra. [2.356]
Voambolana  7  Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  8 voatavorano, voazava
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09