Entry | 1 hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mikapa, mahita, -ny, toñona, mandidy, vany |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin' izay ataony |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |