|
|
|
|

Entry (1/2)1  hitsina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] hintsina

Entry (2/2)4  hitsina
Part of speech  5  passive verb
Root  6  hitsy
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise
Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana
Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy
Explanations in French  12  [1.3#253] que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite)
Examples  13  [2.332#40] Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie.
14  [2.59#134] azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty.

Anagrams  15  ahitsin, hanitsy, hatsiny, hitsina, itsihan, nahitsy, natsihi, nitsiha, sitahin, tsiahin, tsihina, tsy nahy

Updated on 2025/01/21