|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hofana
Fototeny  2 hofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
5 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10 hofaina

Teny iditra (2/3)11  hofana
Fototeny  12 hofa
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  14 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to be rented from someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qu'on loue de quelqu'un [1.8]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)21  hofaña
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 kankana mena monina amin'ny tany mandomando [Tanala] [1.78]
Voambolana  24  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  25 fahano, 26 fanaho, 27 fanoha, 28 hafona, hofaña, hofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27