|
|
|
|

Entry (1/2)1  ho faty
Part of speech  2  future of adjective maty
Elementary words  3  faty
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra
Explanations in French  5  [1.3] employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra)
Examples  6  [2.293] Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy
7  [2.59] Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana.

Entry (2/2)8  hofaty
Part of speech  9  noun
Elementary words  10  faty
Explanations in French  11  [1.196] (littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité). Vitex pervillei Baker (Lamiaceae). Arbuste assez commun dans la région de Majunga. Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer. [Sakalava]
Vocabulary  12  Botany
Scientific name 

Anagrams  14  fihota, fitaho, fitoha, fohita, fotahy, hafoti, hitafo, hofaty, ho faty, hotafi, tafiho, tifaho

Updated on 2025/08/10