|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hofana |
| Fototeny | 2 hofa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
5 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 hofaina |
| Teny iditra (2/3) | 11 hofana |
| Fototeny | 12 hofa |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 to be rented from someone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 qu'on loue de quelqu'un
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 21 hofaña |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 kankana mena monina amin'ny tany mandomando
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 24 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | 25 fahano, 26 fanaho, 27 fanoha, 28 hafona, hofaña, hofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|