|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  holamena
Singan-teny  2 holatra, 3 mena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Aretin-koditra mamaritra mena toy ny tandomerina, fa izy maharitra mamela holatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 plaque rouge, indice de la lèpre [1.54]
Ohatra  7  ary misy fotsy mamontsina eo amin' ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin' ny mpisorona izy. [2.996#3.13.19]
Voambolana  8  Fahasalamana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  holamena
Singan-teny  11 holatra, 12 mena
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 (« champignon rouge »). Nom banal donné à de très nombreuses espèces.
15 Les champignons lignicoles de couleur rouge ou rougeâtre sont les plus souvent proclamés vénéneux.
16 Voir par exemple, Capitaine Rossi, Notes, Reconnaissances et Explorations 3 (18) : 786 (1898).
17 L'un d'entre eux, au moins, Polyporus croceoleucus Pat. (Polyporaceae), très commun, n'a pas confirmé cette réputation aux essais toxicologiques. C'est donc une crainte superstitieuse dont l'origine ne nous est pas connue. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  holamena, 20 mahaleno, 21 manoleha, 22 Menaloha, menaloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21