|
|
|
|

Teny iditra1  mihomehy
Fototeny  2 homehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy
5 Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy
6 Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to laugh at, to mock; to laugh [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rire; se moquer de [1.8]
Ohatra  9  Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra. [2.470]
10  Izy ve mihomehy|hihomehy, ianao tsy mihomehy|hihomehy! [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  crmihomehymihimoka, 16  crmihomehymikafana, 17  crmikikikiky, 18  crmivadikaaty, 19  crtsipakynyhehy, 20  danginnyhehy, 21  jihitrynyhehy, 22  latsakynyhehy, 23  lokinnyhehy, 24  mampisehokatsaka, 25  manahynify, 26  manaofarahehy, 27  manaohehyvalaka, 28  manaohehyvoraka, 29  matinnyhehy, 30  miatatrynyhehy, 31  mibokitranytehezana, 32  mihomehyra, 33  mihomehytsyvaky, 34  mikakakaka, 35  mikanikany, 36  mikimokimoka, 37  mitokaka, 38  mitokelaka, 39  mitsikymahalana, 40  mitsikytsyravo, 41  mitsikyvazanacr, 42  mitsiky, 43  mitsikitsiky, 44  mivanika, 45  mivanitika, 46  mivanivany, 47  ridannyhehy, 48  tapatsinay, 49  torannyhehy, 50  tsymananaaina
Kamban-teny rehetra  51  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  52  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20