Entry (1/2) | 1 honahona |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hona |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. |
Explanations in English |
6 [1.7] a swamp |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] marécage 8 [1.196] fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement |
Examples |
9 [2.588#] ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. 10 [1.381#] Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. |
Vocabulary |
11 Geography: (in general) |
Synonyms | 12 hona |
Analogs | 13 heniheny, horaka, zetra |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word honahona |
Entry (2/2) | 15 honahona |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 [1.196] Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
18 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 20 hahonona, hanohano, hanohona, honahona, nahohona |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |