Entry (1/2) | 1 mihorona |
Root | 2 horona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady Miforitra: Mihorona ny tsihy Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1] |
Explanations in English |
5 to be in a roll, to be rolled up [1.7] |
Explanations in French |
6 être enroulé, qu'on roule [1.8] |
Examples |
7 Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy.
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words | 12 3 combinations of this word |
Entry (2/2) | 13 mihoròna |
Root | 14 horona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mihorona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 mihoròna, mihorona, 19 mirohòna, mirohona |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |