| Entry (1/3) | 1 hotohoto |
| Part of speech | 2 adjective |
| Root | 3 hoto |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono |
| Examples |
10 [2.5#99] Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny. |
| Synonyms | 11 hoto |
| Entry (2/3) | 12 hotohoto |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Bara]
korontana amin'ny tany sy fanjakana |
| Entry (3/3) | 15 hôtohôto |
| Part of speech | 16 noun |
| Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Betsimisaraka]
poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona |
| Anagrams | 18 hotohoto, hôtohôto |
| Updated on 2025/08/10 |
|