Entry | 1 idiran-doza |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 idirana, loza |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#666] [idiran-doza] tratra, voan' ny loz; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano [idiran-doza] fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana 5 [1.1#172] [dirandoza] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! |
Other spellings | 6 dirandoza, idirondoza |
Synonyms | 7 idiran' angano, idiran' izay loza |
Updated on 2025/07/28 |
![]() |