Entry (Teny iditra) Iharanandriana (harana, andriana)
Part of speech (Sokajin-teny)   proper name (geography) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [Ravelojaona 1937]
English translation (Dikanteny anglisy)   A rocky mountain some miles to the south of the capital. [Richardson 1885]
Vocabulary (Voambolana)  
Other spellings (Tsipelina hafa)  
Geography (Jeografia)  
Latitude: 19°10'S. Longitude: 47°30'E.
Quotes (Teny nalaina)  
See (Jereo)  
Illustrations (Sary)  

Updated on 2012/05/03
A form to send us your comments