| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ilasiroa | 
| Singan-teny | 2ila, 3roa | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2] | 
| Ohatra | 
7 Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any.
[2.5#] 
 | 
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | 
| Tsipelina hafa | 9lasiroa | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |