|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lasiroa |
| Singan-teny | 2 ila, 3 sy, 4 roa |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 (ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany hoe 0,50 Fr na 50 santima amin' ny vola ankehitriny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 same as ilasiroa
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 deux voamena et demi
[1.3] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Fivaditsoratra | 10 alasiro, 11 asalory, 12 asilaro, lasiroa, 13 saroaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|