|
|
|
|

Teny iditra1  ilavoamena
Singan-teny  2 ila, 3 voamena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2]
Ohatra  7  Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437#]
8  Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472#]
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tsipelina hafa  10 lavoamena
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02