|
|
|
|

Teny iditra1  lavoamena
Singan-teny  2 ila, 3 voamena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tovy hevitra  7 ilavoamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12