|
|
|
|

Entry1  indraindray
Part of speech  2  adverb [Full list]
Root  3  indray
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] sometimes
7  [1.2] seldom, infrequent. Reduplication of indray
8  [1.7] off and on
Explanations in French  9  [1.3, 1.8, 1.5] parfois
10  [1.3, 1.8, 1.5] de temps en temps
Examples  11  [2.4] Tonga any amiko izy indraindray.
12  [2.472] indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena.
Other spellings  13  kindraindray, tsindraindray

Updated on 2025/08/10