Entry | 1 indray mitoraka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo) |
Explanations in English |
4 [1.2] once; lit. one throw. |
Explanations in French |
5 [2.415#6646] à la portée d' une pierre: à une cinquantaine de mètres au moins. |
Examples |
6 [2.470] Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. 7 [2.471] Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara |
Vocabulary |
8 Time 9 Space |
Elementary words | 10 indray, mitoraka |
Updated on 2025/05/13 |
![]() |