|
|
|
|

Entry1  iroa
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Derivatives 
3  Pronouns :
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa
Explanations in English  8  [1.7] that one far away (in sight)
Explanations in French  9  [1.3] Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu)
10  [1.8] celui-là, au loin (visible)
Examples  11  [2.895] Nangina iroa jiolahy.
12  [2.131] Iza iroa andrefan-trano?
13  [2.69] tapaho koa iroa hazo ngezabe
14  [2.245] Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa.
Synonyms  15  iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony
Tables and plates  16  All the pronouns

Anagrams  17  airo, aori, aory, ario, aroy, iora, iroa, oria, roay

Updated on 2025/08/10