|
|
|
|

Entry1  isan-jato
Elementary words  2  isa, 3  zato
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika
ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly [1.1]
Explanations in French  6  pourcentage [1.13]
Vocabulary  7  Mathematics: arithmetic
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 Anjoatsy, 10 antsojay, 11 isan-jato, 12 Jonatasy

Updated on 2025/10/07