Entry | 1 italianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Italia: Azo lazaina ho firenena artista ny Italianina Momba an' i Italia, an' i Italia na avy any Italia: Tamin' ny taon-jato faha-XVI no nivelaran' ny zavakanto italianina indrindra [1.1] |
Explanations in English |
4 Italian [3.1] |
Explanations in French |
5 italien, italienne [3.1] |
Vocabulary | 6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 italia |
Anagrams | 8 alatinainy, 9 italianina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |