Entry | 1 itantarana |
Part of speech | 2 relative verb |
Root | 3 tantara |
Morphology |
|
Explanations in French |
8 [1.3#677] |
Examples |
9 [1.318#] Koa hitantsika amin' ireny santionany vitsivitsy ireny fa mba nanan-javatra azo itantarana azy ihany ny ntaolo. 10 [2.606#] Eo an-tokotanin'ny mpisoro na loham-poko no itantarana ny momba ny razana sy ny angano mbamin'ny hainteny isan-karazany. |
Anagrams | 11 itantarana, nitatarana, tantaraina, tantaranay |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |