|
|
|
|

Teny iditra1  Itompokolahy
Singan-teny  2 i~, 3 tompoko, 4 lahy
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4]
Ohatra  8  itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! [2.643]
9  Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' itompokolahy rainareo iny e! [2.470]
10  Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [2.324]
Voambolana  11  Teny fanajana
Tovy hevitra  12 ratompokolahy, ratompokolahy, ratompokolahy
Mpanahaka  13  itompokovavy, 14  itompokovavy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02