|
|
|
|

Teny iditra1  Itompokovavy
Singan-teny  2 i~, 3 tompoko, 4 vavy
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Ohatra  7  Ankizy dimy no zanany tamin'itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra. [1.281]
8  Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [2.499]
Voambolana  9  Teny fanajana
Tovy hevitra  10 ratompokovavy, ratompokovavy, ratompokovavy
Mpanahaka  11  itompokolahy, 12  itompokolahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02