|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jako
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Lava manify mitezotezo [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  5 jakojako

Teny iditra (2/2)6  jako
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazam-biby lehibe manakaiky ny olombelona eo amin' ny rafitry ny tenany, izay feno volo maniry
9 Enti-milaza olona faran' izay ratsy tarehy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a monkey (African) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 singe [1.54]
12 singe (africain) [1.8]
Voambolana  13  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  14 rajako

Fivaditsoratra  jako, 15 koja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19